Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
blog de la lecture à l'amour, de l'amour à la lecture

lire, écrire, partager, réagir. Avec vous

Revirevinay taloha d'Eric Manana

REVIREVINAY TALOHA

Revirevinay taloha

Mihirahira teo ambon'ny tamboho

Gitara vaky ifandimbiasana eo

Malaina ery mifandao

Maraina vao misaraka

Revirevinay taloha

Misotrosotro eo ambon'ny tamboho

Rehefa madiva ho faty masoandro

Mirongatra ny vinany

'D teraka eo 'lay hira vao

Homehy irery aho mahatsiaro

Irony hatanorana 'zalahy

Be ireo hadalana

Mafy loha tsy azo raràna

Antitra ihany ity ny farany ah!

Revirevinay taloha

Mikôty sipa eo ambon'ny tamboho

Miandry izay hiravan'ny mpianatra

Dia manadala anareo andriambavilanitra

Revirevinay taloha

Mifangabaho eo abmon'ny tamboho

Ny fiainana no mba mampianatra anay

Ny soa, ny ratsy, ny faly

Tapitra nolalovana

Ô ry akamako taloha

Rahoviana indray no ho eny ambon'ny tamboho

Hisary adala faraparany

Ny fianana 'ty efa fohy

Asio fiverenana (x3)

Eric Manana

Eric Manana

Eric Manana (auteur / compositeur / chanteur) connu bien à Madagascar que dans le monde. D'une voix suave et enroulée, il chante la vie. Un grand observateur aussi de la société, Eric Manana joue la corde du social et du sentiment.

Eric Manana faisait partie du groupe Lolo sy ny Tariny dans les années 80, parti en solo avec sa guitare, il a cherché sa voix par des interprétations, des reprises et surtout par ses créations. Spécialement grand amateur du rythme gasy, il le module pour en faire sa porte étendard.

Revirevinay taloha, une reprise de " j'irais pleuré sous la pluie " de Richard Anthony, mais avec un nouveau texte qui rappelle bien des bons souvenirs à certains.

Il fût un temps !

Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article
S

http://www.youtube.com/watch?v=B6re2rgHZkQ

Répondre
M

Misaotra mizara e!