Overblog Suivre ce blog
Administration Créer mon blog

Ry Tanindrazanay malala ô R ehafa tonga ny andro 26 jona, fankalazana ny niverenan'ny fahaleovan-tena Y anao faly sy ravo miaina ny fotoam-pifaliana sy firavoravoana ! T oa adinonao loatra ny jaly sy hirifiry nanjo ireo ray aman-dreny, nitondra faisana...

Dada sa papa ? Fony mbola tsy nahay nibada, ny maso no mipitrapitra sy mihenjihenjy. Indro hikiaka no natao antso mafy (na noana na mangatsiaka na very) ! Arahin-dranomaso mirotsaka tsy tana ! Izato vatana sy ratsana rehetra mitsipaka, manakatra ity tànana...

i RENY Anaran'iray tsy adino Anaran'iray fitadidy Anaran'iray tsy mampino Anaran'iray ho adidy. Ianao ry Neny no niharitra Ianao ry Neny no nanafatra Ianao ry Neny no fihantana Ianao ry Neny no nahalalana. Reny manin'ny foko Reny mamy tsy foiko Reny andrin'ny...

an'i rahalahy, R angé parmi les sages ! E vité par les fossoyeurs. N ul ne lui gardent rancoeur. E tait-il écouté, sagement par le coeur sans ombrage ? R ay aman-dreny lehibe sy notoavina ! A ndrandraina sy lolohavina, R eharehan'ny olon-kendry maro,...

Par cette mondialisation de l'heure et de la culture, est-ce qu'à Madagascar quelqu'un aurait-il prédit un événement tout particulier. Un jour, que le monde pensera être tout à fait exceptionnel, ce vendredi rassemble dans sa date dix fois le chiffre...

NAHOANA ? C. L. Fotoana maro mifangaro. Fotoana maro mandalo. Fotoana maro miserana. Fotoana maro tsy ferana. Fotoana maro tsy atakalo. Fotoana maro tsy mivalo. Fotoana maro fifaliana. Fotoana maro fahoriana. Fotoana maro fitokiana. Fotoana maro fitoriana....

S ambasamba sendrasendra sombin' A ina. Ianao ilay nosafidy, niafiana sy nijalian'i M ama ; Androm-pifaliana sy firavoana ( U nique), kanefa tsy hay hadinoina, E to isika manombok'izao L àlan'iray no voasoritra ho anao K alo sy hira, hoby sy hehy, A tolotray...

Zahavina Zohiana Zoro Zara Zozoro Zavatra Zahana Zaza Zaka Zara Zatra Zotra Zeva Zojotra Zera Zendana Zazavavindrano Zeny Zidizidy Ziva Zevoina Zihirina by M Y R , 07/09/2011

M arina fa tsy misy mahafantatr'izay ampitso ! I ndro kanefa voavaly ny antso maro avy nisandratra. A valona any alahelo sy toloko. H ira, hikiakam-pifaliana no heno : ! Y ti D on-tany, don-danitra ! I ndro zazavavy ho lalaina sy ho taizaina, A m-po,...

Ranoray RenyRayRafozanaRahalahyRahavavyRenibeRaybe RivotraRanon'oranaRambon-danitraRahona R afy RavoravoRitsoka RendremanaRaondriana RavaRindrinaRafitra R ofy RodanaRihitraRary RovitraRotikaRendrikaRatra RaikitraRifatraRomotra RandranaRiambatoRanoray...

1 2 3 > >>