Overblog Suivre ce blog
Administration Créer mon blog

" Ny ankoholahy mpamoha ahy isa-maraina dia vehivavy mpatsaka. " (p.3) ... Ny akoholahy mpamoha ahy maraina dia feo mangerarera. " (p . 75) Ny fehezan-teny anakiroa manokatra sy manakantona ny tantara, ny fiatombohany sy ny fiafarany. Fiainan'olona iray...

" Willy Randria no anarako. Toy ny tovolahy rehetra ihany ny fahazazako. Toy ny an'ny tovolahy rehetra ihany ny fiandoham-pahatanorako. Nitia aho, raha notiavina ; nankahala, raha nankahalaina. " (p. 7) Vitsy ny boky tantara foronina efa novakiako ary...